PFNOSCM/VOHIFIRAISANA Manao antso avo amin’ny fanarenana ifotony tsy mivadika ka handraisan’ny sokajin-kery rehetra anjara

This post was originally published on this site.

« Izahay, mpikambana ato amin’ny PFNOSCM/VOHIFIRAISANA dia maneho etoana ny fanohanana amin’ny herinay manontolo ny tolona izay notarihan’ireo tanora malagasy. Ny fahasahiana sy ny fahavonana nasehoan’ireo generation Z izay nitarika tamin’ny firodanan’ny fanjakana teo aloha, dia namaky batsilana ihany koa ny tsy fanajana ny zo fototra, ireo tsy fanarahadalana, miaro fanararaotam-pahefana ary ny tsindrio fa lavo nahazo ny vahoaka malagasy mpiray tanindrazana niainan’izy ireo nandritra ny taona maro izay. Takiana hatrany ny fahamailoana na dia nivadika aza ny pejy, satria mbola marefo raha ny toe-draharaha politika iainana amin’izao fotoana diavintsika izao. »

PDF Loading…

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

Commentaires

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *